Faly maiarahaba antsika namana pitoraka blaogy, daholo e! saika mba hila kisa kely hoe: ny tena mbola tsy dia havanana tsara amin'ity...
Noho ilay tahotro tsy fantatro izay antony, Noho ilay henatro amin’izato hakantony, Dia nanjary sahy aho toa tsy sahy,...
Eto am-panoratana ity aho dia sady lasa ny saiko, no toa manoratra zavatra tsy mitombina aho nefa toa mahafinaritra ahy ny manoratra...
Dia lasa ny saina tamin'ireny fitokonan'ny Mpitsara sy ny tariny ireny dia hoe: raha tsy nisy lalàna, raha tsy teo...
Lay segaondra maro nifandimby No tonga minitra iray sarobidy, Dia lasa ora iray saro-pady, No nameno andro iray,...
IZAHO IHANY... Izaho tokoa, iny Izaho ilay namanao fahiny, Mbola nahatsiaro anao ankehitriny, ...
Raha tonga ny fetin'ny Reny izaho no manolotra moa manolotra sady miteny bà ny takolaka roa Dia...
Mety mba misy olona mitovy eritreritra amiko ve ? Raha toa ka hoy Andriamanitra hoe Ra… inona teo amin’ny...
Mba hifety kely aho aloha androany, eny eh! mba indray mandeha monja isan-taona ihany, indraindray aza toa tsy tsaroako akory fa...
Hitako ihany, efa ela aho no nitady ity tononkalo ity, izy ity mantsy no mba hany sombiny nosoratako tamin'izaho vao nianatra nanoratra...