fidinirina

Blaogy: antso hivavaka
 

Matio 13 “…ny hevitry ny fanoharana ny...

Posted in antso hivavaka

Mpamafy = Jesoa Kristy (Filazantsara) Voa afafy = Tenin’Andriamanitra (famonjena) => Fanjakan’Andriamanitra...

Author fidinirina, 10 Novambra 2021 | Hevitra Hametraka hevitra

Eskosodosy 23 : 20

Posted in antso hivavaka

  Indro, Izaho maniraka Anjely eo alohanao hiaro anao any an-dàlana sy hitondra anao ho any amin’ ny fitoerana izay...

Author fidinirina, 7 Aprily 2021 | Hevitra Hametraka hevitra

Romana 6:14b “fa tsy mba ambanin’ny...

Posted in antso hivavaka

  Ny lalàna no farafahakeliny: Io izany no tokony ho vitaina Ohatra: adidy 5000 ar isam-bolana Raha...

Author fidinirina, 7 Aprily 2021 | Hevitra Hametraka hevitra

Ianao ve mampahalala an'Andriamanitra ny zanakao?

Posted in antso hivavaka

  Mat 11:27 Ny zavatra rehetra natolotry ny Raiko Ahy; ary tsy misy mahalala tsara ny Zanaka, afa-tsy ny Ray; ary tsy misy...

Author fidinirina, 23 Martsa 2021 | Hevitra Hametraka hevitra

Ny hazo no vanon-ko lakana, ny tany naniriany no tsara

Posted in antso hivavaka

  Any am-pianarana no sehatra azo antoka afaka hanabeazana ny olona ho olom-banona. Ireto misy hevitra arosoko hanatsarana ny...

Author fidinirina, 11 Jiona 2020 | Hevitra Hametraka hevitra

Ianao ve manoro fahalalam-pomba ny zanakao?

Posted in antso hivavaka

  Marobe ny fahaiza-miaina/fahalalam-pomba ilaina eo amin'ny fiaraha-monina ary arakaraky ny sokajin'olona sy ny sarangany...

Author fidinirina, 28 Mey 2020 | Hevitra Hametraka hevitra

Tano ny finoana ho entina mandresy

Posted in antso hivavaka

Eksodosy 17 8 Ary tonga ny Amalekita ka niady tamin’ ny Isiraely tao Refidima. 9 Dia hoy Mosesy tamin’...

Author fidinirina, 12 Mey 2020 | Hevitra 1 Hevitra

Ianao ve mampianatra ny zanakao handainga?

Posted in antso hivavaka

  Sabotsy hariva tamin'izay, nisy nandondona tao an-trano. Hoy Dada: mandehana jereo izany, fa raha vao Mr Ralay dia teneno...

Author fidinirina, 7 Mey 2020 | Hevitra Hametraka hevitra

JESOA KRISTY dia ANDRIAMANITRA

Posted in antso hivavaka

Isaia 7 : 14 Ary noho izany dia ny Tompo no hanome famantarana ho anareo: Indro, hanan'anaka ny virijina* ka hiteraka...

Author fidinirina, 5 Septambra 2019 | Hevitra Hametraka hevitra

Biby "tsy misy" fady

Posted in antso hivavaka

Asa 11 : 4-10 Ary Petera dia nitantara izany taminy hatramin’ ny niandohany ka nanao hoe: 5 Tany an-tanàna Jopa...

Author fidinirina, 13 Aogositra 2019 | Hevitra Hametraka hevitra

Miverena