voromailala

Blaogy: BLAOGY RTN, ifg
 

Fampianarana Mopera Jezoita

Posted in BLAOGY RTN

Salama daholo Inty misy fampianarana Mopera Jezoita mahaliana tokoa (15 minitra eo ny faharetany).  ...

Author voromailala, 28 Aprily 2013 | Hevitra 18 Hevitra

Fahasambarana

Posted in BLAOGY RTN

Inty misy tononkalo kely momba ny Fahasambarana zaraina sy hatolotra ansika mpitoraka blaogy. Mazotoa azany mamaky. Fahasambarana...

Author voromailala, 23 Febroary 2013 | Hevitra 2 Hevitra

La Pleine Conscience

Posted in BLAOGY RTN

Manomboka tonga saina tsikelikely ny olombelona eto an-tany, noho ny fitomboan'ny adiady sy fijaliana eto antany. Ka nahatonga ahy...

Author voromailala, 1 Febroary 2013 | Hevitra 6 Hevitra

Mihamaro ireo sakafo manimba any Dago

Posted in BLAOGY RTN

Akory ny ahagagako fa mihamaro ireo tanora no tratran'ny " Hypertension " any Madagasikara, toy ny aty amin'ny tany mandroso.Marina hoe...

Author voromailala, 5 Jiona 2012 | Hevitra 20 Hevitra

Ny Ankehitriny Ihany

Posted in BLAOGY RTN

Inty izay misy tononkalo zaraina aminareo mpitoraka blaogy, aingampanahy izy inty azo taorinan'ny namakiana ilay boky "Le Pouvoir du...

Author voromailala, 13 Aprily 2012 | Hevitra 5 Hevitra

FrancAfrique France 2

Posted in BLAOGY RTN

Inty misy documentaire momba ny FrancAfrique navokan'i France 2  ...

Author voromailala, 18 Desambra 2010 | Hevitra 2 Hevitra

Rajakom-bazaha ? (Madagascar Tribune)

Posted in BLAOGY RTN

Inty misy lahatsoratra iray hitako tao amin'ny Tribune, tsy miombokevitra tanteraka aminy aho fa na izany aza misy zavatra marina sy...

Author voromailala, 2 Aogositra 2010 | Hevitra 3 Hevitra

CRM any Arivonimamo

Posted in BLAOGY RTN

Inty misy lahatsoratra hita tao amin'ny Tribune , mitantara ny laminasa kasain'ny Croix Rouge malgache any Arivonimamo....

Author voromailala, 29 Jolay 2010 | Hevitra 3 Hevitra

Projet de société tsara

Posted in BLAOGY RTN

Tsy hoe manao resaka politika aho, fa amin'izaho mandalina ny fanamaitsoana izao, dia hitako hoe anisan'ny tetikasa tsara ity...

Author voromailala, 6 Mey 2010 | Hevitra 1 Hevitra

Madagascar Bio

Posted in BLAOGY RTN

amin'ny fitiavako ny natiora moa dia nanokatra blaogy momba ny natiora, bio, ecolo sns aho. Koa zaraiko aminareo sao dia misy...

Author voromailala, 8 Desambra 2009 | Hevitra Hametraka hevitra

Miverena