Ny poetawebs dia manolotra rakimailaka ho an'ny mpisera te hifandray manokana amin'ny poeta malagasy. Anisan'izany ianao mpakafy...
Tsapa ho nihanahazo aina tato ho ato ny hetsiky ny poeta sy mpanoratra malagasy. Inona angaha, hoy ianao, no maripana azo andrefesana...
Olon'ny fo ny Malagasy ka izany angamba no maha be mpakafy asa soratra mampihetsi-po toy ny tononkalo. Porofo mitohaka amin'ny...
Tsy andro iraisam-pirenena ho an'ny vehivavy akory ny faha 13 oktobra 2010 fa andro alarobia faharoan'ny volana, andro mahazatra...
Eo amin'ny sehatry ny tononkalo malagasy dia mazàna ireo poeta mpikirakira teny malagasy ofisialy no tena fantatry ny maro....
Tratra ny tanjona araka ny hita tao amin'ny lahatsoratra navoakan'ny tranonkalan'ny poeta malagasy . "Nibosesika...
Angamba ianao hanontany tena hoe Antanimora, ilay toerana fitazonana ny voafonja ve no novangian'ny HAVATSA ? Eny tokoa ! Tao...
Hetsika miala kely amin'ny mahazatra no tanterahana ao Toamasina amin'ny 13 sy 14 mey 2010 nohon'ny antony telo : noho...
Tsapa ho miroborobo tokoa ny poezia malagasy tato ho ato. Vao tsy ela akory no namoaka ny Tatamo manokana sy ny revio Havatsa ny...
Izany lohateny izany ry namana no hitako tao amin'ny blaogy iray miresaka manokana momba ny tontolon'ny poezia...