rainstorm

Blaogy: Blaogin'i Rainstorm
 

IZAHO KO MAHAY!

Posted in Blaogin'i Rainstorm

Androany aho mba hiresaka momba ny fiainan'ny olona an-davanandro indray. Manodidina indrindra ny zava-mitranga eto amin'ny...

Author rainstorm, 16 Desambra 2010 | Hevitra 6 Hevitra

RANADAHY MALALA

Posted in Blaogin'i Rainstorm

Manaraka; miaraka; malaina ny hisaraka. misarisary zoro, mipetraka, mijoro; mody tsy miraika; ilaozako: mihaika, haingana! andraso!...

Author rainstorm, 14 Desambra 2010 | Hevitra 6 Hevitra

HYMNE À L'AMOUR

Posted in Blaogin'i Rainstorm

Le ciel bleu sur nous peut s'effrondrer Et la terre peut bien s'écrouler Peu m'importe si tu m'aimes Je me...

Author rainstorm, 12 Desambra 2010 | Hevitra 2 Hevitra

MAMPANGOROVITSIKA DAHOLO IZAY ALEHA

Posted in Blaogin'i Rainstorm

Mba te-hitantara zavatra aminareo aho androany Tato ho ato dia nisy zavatra hafahafa nahazo ahy, efa im-betsaka izy ity no nahazo ahy....

Author rainstorm, 12 Novambra 2010 | Hevitra 11 Hevitra

FITIA FAHAZAZA

Posted in Blaogin'i Rainstorm

Miaraka eny an-dalana, someby aok'izany Mifampitositosy sy mifananihany Tsy mihontsona akory ny ao anatiko ao...

Author rainstorm, 11 Novambra 2010 | Hevitra Hametraka hevitra

VICTOIRE

Posted in Blaogin'i Rainstorm

Match de final niadian'ny JAPANS ACTUEL sy CNaps: 2-0 ho an-ny CNaPS. Efa henonareo ve izany CNaPS izany hatramin'izay? Mbola...

Author rainstorm, 7 Novambra 2010 | Hevitra 1 Hevitra

MAMPANGOROVITSIKA DAHOLO IZAY ALEHA (2)

Posted in Blaogin'i Rainstorm

ity ilay tohiny:    2 segaondra ihany izany eritreritra rehatra izany fa 20 seganondra vao fantatra ny antony: hay ireto...

Author rainstorm, 7 Novambra 2010 | Hevitra Hametraka hevitra

TAOTAON-KAFA

Posted in Blaogin'i Rainstorm

Normal 0 21 false false false FR X-NONE X-NONE...

Author rainstorm, 28 Oktobra 2010 | Hevitra 5 Hevitra

FITIA DISO FIANTEFA

Posted in Blaogin'i Rainstorm

azon'ody tany angamba no niraparapa foana sa ny maso no efa jamba sa ny saina no nivoana? bika ve no hany bala vola no atao...

Author rainstorm, 27 Oktobra 2010 | Hevitra 1 Hevitra

HITAKO IHANY NY BOUTON "OFF"

Posted in Blaogin'i Rainstorm

-Dia inona izany no hamonoana an'ity? -Miandry 15 minitra dia maty ho azy eo io -Hay!!! Dia nionona tamin'izay fotsiny...

Author rainstorm, 25 Oktobra 2010 | Hevitra 6 Hevitra

Miverena