mammysou

Blaogy: Hevitra MPANOHARIANA, Vetsovetson'i Mamisoa
 

Tsingeritaona

Posted in Vetsovetson'i Mamisoa

"Joyeux anniversaire" i Neny Chérie Hoy ireto sombiniako vao maraina faly ery Narahina oroka tsy manam-paharoa Oroka...

Author mammysou, 17 Febroary 2022 | Hevitra Hametraka hevitra

HANOMPO ANAO

Posted in Vetsovetson'i Mamisoa

Raha izao fiainanay izao Tsinotsinona raha tsy eo Ianao Jesoa Tompo be fitia Hanompo Anao izahay tsy hania   Raha...

Author mammysou, 29 Jolay 2021 | Hevitra Hametraka hevitra

Mahafinaritra ny maro anaka

Posted in Vetsovetson'i Mamisoa

Faly indray tafaverina eto raha t@ herintaona no nanoratra tononkalo farany. Tsy hita moa izy ity fa sahirana amin'ny fitaizana sy ny...

Author mammysou, 22 Jolay 2020 | Hevitra 1 Hevitra

#AlefaBarea #MisaotraBarea #Tononkalo

Posted in Vetsovetson'i Mamisoa

Faly miarahaba ee! Ela dia ela tokoa no tsy nanoratra, efa ho 3 taona latsaka raha tamin'ny 30 Novambra 2016 no nanoratra farany. Koa...

Author mammysou, 17 Jolay 2019 | Hevitra 6 Hevitra

Elaela

Posted in Vetsovetson'i Mamisoa

Elaela izy no tsy hita Tsy maintsy mbola namita Lamin'asa mafy kokoa Novitaina tamin-kitsim-po Elaela izy no tsy...

Author mammysou, 30 Novambra 2016 | Hevitra 1 Hevitra

Atsaharo ny fitsaratsaram-poana

Posted in Vetsovetson'i Mamisoa

Ny olona tsy mba miramirana Mety misedra zava-manahirana Ka aiza maika ny hitsaratsara Hamoron-dainga, hamorona tantara Ny...

Author mammysou, 26 Oktobra 2016 | Hevitra Hametraka hevitra

Aza avela aho handany fotoana

Posted in Vetsovetson'i Mamisoa

Tompo ô! aza avela aho handany fotoana Amin'ny zava-dratsy sy ny zava-poana Fa hizara izay mahasoa sy mampandroso Mba hahatonga...

Author mammysou, 8 Oktobra 2016 | Hevitra 1 Hevitra

Tononkalo: Ao ireo misakafo hanim-pito loha

Posted in Vetsovetson'i Mamisoa

Ao ireo misakafo hanim-pito loha Mihinana izay tiana, ary tena afa-po Ao kosa ireo mitrongy vao homana Ny hohanina isan'andro, tsy...

Author mammysou, 3 Oktobra 2016 | Hevitra Hametraka hevitra

Mahavariana ilay Kalakely

Posted in Vetsovetson'i Mamisoa

Tena mahavariana ilay Kalakely Izy aloha manja manambaka Anjely Izay lehilahy rehetra maniry hiaraka aminy Tsy misy azoazony fa...

Author mammysou, 28 Septambra 2016 | Hevitra 1 Hevitra

Tononkalo: Anadahy

Posted in Vetsovetson'i Mamisoa

Anadahy mifampizara ny manta sy masaka Rehefa iny izahay ka sendra tafaraka Mifanohana raha sendra vaky fo Satria izany no maha...

Author mammysou, 27 Septambra 2016 | Hevitra Hametraka hevitra

Miverena