hira72

hira72

Blaogy: Raha hanaraka ny fiainako an-davanandro
 

Niampy ireo hira azo henoina...

Posted in Raha hanaraka ny fiainako an-davanandro

Ho an'izay mankafy ireo hira nampalaza an'i Ejema,feonoamby,salala,rakoto frah ..  Aza misalasa jereo eto:...

Author hira72, 29 Aogositra 2006 | Hevitra Hametraka hevitra

raha te hihaino ireo hira kaiamba sy ireo 45 trs fahiny

Posted in Raha hanaraka ny fiainako an-davanandro

Mba tsy nisy natao androany dia mba nanala azy nanao blog kely nasiako ireo hira 45 trs fahiny efa tsy fahita intsony ireny.Ao ohatra...

Author hira72, 23 Aogositra 2006 | Hevitra 6 Hevitra

fanorona

Posted in Raha hanaraka ny fiainako an-davanandro

mba sendra ni surf tamin'ny net raha ny bandy kely androany dia sendra ilay logiciel fanorona novokarini moo studio le aza an.Tsara...

Author hira72, 8 Mey 2006 | Hevitra 11 Hevitra

anio 05/05/06

Posted in Raha hanaraka ny fiainako an-davanandro

Tsy dia misy ambara loatra anio ankoatra ny areti-nify somary namely kely hatry ny omaly ka hatramin'izao manoratra izao.nanao...

Author hira72, 4 Mey 2006 | Hevitra Hametraka hevitra

rafozambavy

Posted in Raha hanaraka ny fiainako an-davanandro

Dia indro Ranaivo mandondona ao ambaravaran-Drajao  -Manahoana Ianao Rajao  -Manahoana,Fa misy inona no tonga vao maraina...

Author hira72, 4 Mey 2006 | Hevitra 5 Hevitra

Vinantolahy tafaresaka

Posted in Raha hanaraka ny fiainako an-davanandro

  Notapahiko ange lety ny rambon'imavokely e (alika) -Fa nahoana le aza an -Ka ho avy ange rafozambay sabotsy e! -Dia inona ny...

Author hira72, 4 Mey 2006 | Hevitra Hametraka hevitra

capitaine crochet

Posted in Raha hanaraka ny fiainako an-davanandro

  Comment le capitaine Crochet est-il mort? - En se grattant les couilles.

Author hira72, 4 Mey 2006 | Hevitra Hametraka hevitra

johny sy david haliday

Posted in Raha hanaraka ny fiainako an-davanandro

   -Dada dada,jereo fa misy sambo iry e! -Tsy sambo lesy iny fa Yacht an. -Dia ahoana ny fanoratra izany aza? -Hay marina...

Author hira72, 4 Mey 2006 | Hevitra Hametraka hevitra

Ilay lohasolan'i dadabe!:)

Posted in Raha hanaraka ny fiainako an-davanandro

Indray andro hono ,dia iny dadabe mangovingovitra miaraka amin'ity zafikeliny mitsidika ny saha ary mananararaotra ny andro tsara !...

Author hira72, 2 Mey 2006 | Hevitra Hametraka hevitra

ireny zaza ireny

Posted in Raha hanaraka ny fiainako an-davanandro

indray andro hono!Dia ity zazavavikely iray nanontany ny mamany ny fomba niaviany teto an-tany   "Fa ahoana kay ry mama no...

Author hira72, 2 Mey 2006 | Hevitra Hametraka hevitra

Miverena