Dia ny tam herintaona ihany no miverina e Na iza na iza, na tsy manaiky ny hiditra any am-piangonana aza, manaiky ny hiala sasatra...
Hafatry ny Eveka ho an’ny Vahoaka malagasy tsivakivolo amin’ny teny malagasy – en français...
Tena efa ela aho izay no tsy nahavita nanoratra teto. Dia tsy hoe hanoratra akory aza fa hiarahaba anareo fotsiny. Dia samia ela...
Ny olomasina Maiolo no tsaroan'ny Tetiandron'ny Martiry Romana ny 11 may. Dia nahatsiaro ny faminanian'ny Pasteur Mayol aho,...
Na ny niarahaba anareo nahatratra ny Paka aza tsy vita satria Paka ny andro... Dia atao ahoana e aleo tara toy izay tsy nisy mihitsy hoy...
TTZM... TGV... Iza no mankasitraka? Iza no tsy mankasitraka? Raha izaho manokana aloha, tsy hoe tsy miraharaha ny...
Raha krisis (krizy) no resahana dia indraindray adino ny tena hevitr'ity teny ity... Tsy teny malagasy io, fantatsika izany, ary...
Nandinika ireo Vakiteny novakiana tao am-piangonana tamin'ny alahady aho ( jereo eto ) dia lasa ny eritreritro hoe : fa ahoana tokoa...
Na iza na iza, na tsy manaiky ny hiditra any am-piangonana aza, manaiky ny hiala sasatra sy ny hifaly miaraka amin'ny havana...
Mandinika momba ny fanafahana (libération) aho, dia mandinika ny tena hevitry ny hoe olon'afaka! Hay arakaraka ny...