ravatorano

Blaogy: ravatorano
 

fifidianana filoha mpirenena 25 ocotbre 2013

Posted in ravatorano

Inona ary no azo lazaina amin izao vaokapifidianana amin'ny ampahany vitsivitsy izao : ° ny CENIT aloha dia nanao ezaka tokoa...

Author ravatorano, 30 Oktobra 2013 | Hevitra 15 Hevitra

Ny tondrozotra na ny ravindalana ilaina ny fampiharana...

Posted in ravatorano

Sarasara tsy ambaka daholo ary isika mianakavy mamaky eto e ! Iaraha mahalala izany fa dia nanao sonia ny tondrozotra na ravin dalana...

Author ravatorano, 17 Septambra 2011 | Hevitra 84 Hevitra

RAhampitso indray vao hamoaka ny tena heviny ny SADC...

Posted in ravatorano

Ela izay tsy nanoratako tamin'ity blaogiko ity zay;ny fotoana mihitsy no tsy nisy ary amizao somary manararaotra kely miditra eto....

Author ravatorano, 11 Jiona 2011 | Hevitra 68 Hevitra

sahotaka tsisy fiafarany !

Posted in ravatorano

Vao tsy ela dia tonga indray ny fanambarana fa teraka izao ny firehana faha dimy izay Ingahy Monja Roindefo no mitarika azy satria olona...

Author ravatorano, 29 Oktobra 2009 | Hevitra 4 Hevitra

Nodimandry i Rado

Posted in ravatorano

Tany anaty taxibe aho no nandre ny vaovao omaly maraina raha nilaza ry zalahy ao amin'ny kidaoana maraina hoe maty i Rado.Taitra...

Author ravatorano, 17 Septambra 2008 | Hevitra 2 Hevitra

Bacc 2008 tohiny : Mbola mety hisy mpianatra ho afaka...

Posted in ravatorano

Bakalôrea eto Antananarivo Mbola mety hisy mpianatra ho afaka Mbola mety hiampy indray izany ny isan-jaton’ny...

Author ravatorano, 4 Septambra 2008 | Hevitra 5 Hevitra

ny baccalauréat 2008 !

Posted in ravatorano

Vita ny fanadinana fa ny valiny no nandrasan'ny mpiadina tao anatin'ny fitaintainana .Izany dia vokatry ny fisalasalana...

Author ravatorano, 29 Aogositra 2008 | Hevitra 5 Hevitra

fandalovana tany avaratra atsinanan'i Gasikara

Posted in ravatorano

Nahafinaritra tokoa ny nandalo indray tany Sambava sy Maroantsetra tamin'ny herinandro lasa teo iny raha namita asa tany ny...

Author ravatorano, 7 Aogositra 2008 | Hevitra 9 Hevitra

Ny famadihana : efa mihavery ilay tena fomban-drazana...

Posted in ravatorano

  Tonga indray ny vanim-potoana ny famadihana ! Raha nandeha tamin' iny lalampirenena faha fito iny aho,...

Author ravatorano, 5 Aogositra 2008 | Hevitra 3 Hevitra

Maro indry ny maty sy naratra tamin 'ilay lozam...

Posted in ravatorano

Ihorombe Mpandeha 10 maty tsy tra-drano   Nitrangan-dozam-pifamoivoizana mahatsiravina indray,...

Author ravatorano, 29 Jolay 2008 | Hevitra 1 Hevitra

Miverena