angano

angano

Blaogy: angano
 

tokin'aina ny marina atao

Posted in angano

TOKIN' AINA NY MARlNA ATAO. Nisy, hono, vehivavy anankiray sy ny zanany izay reradreraka tamin'ny fivelomana, ka nanihika no mba...

Author angano, 10 Jiona 2006 | Hevitra Hametraka hevitra

ireny kamboty ireny

Posted in angano

    Nanomboka teo hono dia irery i kamboty,teo anilan’ireny bibidia miselontselona.Rehefa ela anefa ny ela dia indro...

Author angano, 10 Jiona 2006 | Hevitra Hametraka hevitra

resim-pahoriana ka namitaka

Posted in angano

  1 Niainga, hono, ity zanak'olona mpanankarena sy ity zanak'olo-malahelo mba hamandri-borona, ka nahazo vorona roa ilay...

Author angano, 10 Jiona 2006 | Hevitra Hametraka hevitra

ny volana sy ny masoandro

Posted in angano

  Ingahy masoandro sy ramatoa ravolana hono dia mpivady fehizay.Nananjanaka izy ireo ka ny lahimatoa dia ny kintana fa ny...

Author angano, 9 Jiona 2006 | Hevitra Hametraka hevitra

Isanga

Posted in angano

  fahiny elabe hono tovolahy iray natsoina hoe Isanga,tovolahy mahantra ,tovolahy tsizarizary fiainana nefa kosa feno fahendrena....

Author angano, 9 Jiona 2006 | Hevitra 1 Hevitra

trimobe sy fara

Posted in angano

  trimobe et Rafara: Une petite fille, abandonnée dans les bois par ses deux méchantes sœurs,...

Author angano, 9 Jiona 2006 | Hevitra Hametraka hevitra

Izy mivady

Posted in angano

  Nisy hono mpivady iray nahantra aok’izany ka mba hahazoam-bola kely nenty niady tamin’ny fiainana dia mikapa azo...

Author angano, 9 Jiona 2006 | Hevitra Hametraka hevitra

Ifaralahy

Posted in angano

  fahiny elabe hono dia nisy fanjakana kely nanana mpanjaka hendry aok’izany ka niadam-pinaritra ery ny vahoaka...

Author angano, 9 Jiona 2006 | Hevitra Hametraka hevitra

ikotofetsy sy imahaka

Posted in angano

  Nianga hono ity Kotofetsy ,andeha hoan ny an-tsena.Ka nitondra vorona izy. Nataony tanaty harona ilay izy,ka nofonosina tsara....

Author angano, 9 Jiona 2006 | Hevitra Hametraka hevitra

Angano angano arira arira

Posted in angano

ny angano teo amin’ny ntaolo dia fitaovana iray nentina nitaizana ny ankizy mba tsy hihoatra ny fehy...

Author angano, 9 Jiona 2006 | Hevitra Hametraka hevitra

Miverena