.... Ny sedra ange, sakaiza na ho aiza ianao na ho aiza tsy orana mitraho ahina hirotoroto ka...
Andriamanitra dia FITIAVANA. I ravakamalala dia mino tanteraka fa Andriamanitra no mpandahatra ny fiainantsika olombelona, fantany izay...
Ho avy avy any dago i nenitoanayyyyyyyyyyy !!! ka io moa araka ny fomba izay tsy hita izay maharatsy azy dia tsy maintsy manafatra...
Ela ny ela ka tena natsiro ny ravitoto nandrahoiko, apetrako eto ny "recette" sady zaraiko aminareo no jerijereko any aoriana...
Inty ny tononkalo nosoratan i Dada farany alohan' ny nandaozany antsika tamin ny 22 septambra 2007. Tsy amin alahelo no anoratako...
...aza tratrako i pissoa sy lapino fa maratrako. Tag a tag , zao aho mi tag a tag a... tssssssss.... Eny ary fa efa izay no...
AMPIANARO Ampianaro aho, ry raiko Mba hahay misaotra Anao Rehefa misy fahoriana Fa ny zavatra mba haiko dia fisaorana fanao...
Nanan-talenta izay dadanay izay, na dia tsy nahavita namoaka boky toy ireny kalaza lahy ireny aza izy, na dia tsy mba niakatra...
Hafatra nalefan ilay namako izay ho ahy, tiako tehirizina fa mampihomehy ahy foana! ( fa tsy hoe i ram's akory no niteny an ireo,...
Efa ela mihitsy aho no manina an ity mitoraka blaogy ity, impiry aho no avy manao zavatra mahafinaritra ahy dia miteny anakampo hoe...