Miarahaba antsika indray aloha Fomba fitenin'ny Italiana ny hoe Buon Ferragosto rehefa tonga ny 15 Aogositra. Io teny io dia manana...
Elaela indray izay tsa teto koa fa maro moa ny raha mandrisigna. Tsa misy hambara fa dia faly miverigna kely eto indray aloha. Ho...
Fety lehibe hoan’ny Eglizy Katolika Romanina anio satria ny apostoly roa izay antsoina amin’ny fomba fiteny frantsay...
Quand on pense aux peines que les peuples des pays développés se sont faites pour arriver à mettre en place la...
Mahita ny karazana fikomiana sy tolona nifandimby eto amin’ny Firenena ny tena dia mba lasa ihany ny saina amin’ny...
Efa nisy fotoana ihany niresahako teto hoe maro ny mampiavaka ny Malagasy amin’ny mponin’ireo firenena hafa ato...
Na dia somary sahirana aza ny tena dia mba hanoratra kely eto ihany fa tsy hay ny mangina manoloana ny zava-misy manjoa ny tanindrazana...
Mba nanaitra ahy ity lohahevitra iray ity teny amin’ny fampianarana kely mba narahina teny… teny amin’ny vaky boky...
Mandinidinika ny zava-misy sy ny adihevitra ifanaovana etsy sy eroa aho dia tonga ato antsaiko indray ilay fomba fitenin’i...
Dia Filohan'ny Firenena matanjaka indrindra eto an-tany moa izany i Baracl OBAMA. Mino aho fa mahasarika ny fijerin'izao tontolo...