Za t@herintaona io,just nalaina avan ny niaingàko tao Manakara iakatra aty Tanà.Mba mametrak souvenir e!!!!!
Manao ahoana e! Ity zany ny blaogy-ko ato dia mazotoa mijery na dia ratsy sary aza,hihi Mahazo mametraka commentaire koa ra tiana!...
Ity sary ty ndray de fahatsiarovana ny nafahako BAC.Afaka aho zany,de tsy maintsy handao an'ilay tanàna ka mba naka sary kely...
Bon,t@ty ndray de tany aminay Lôla nijery ny reniny tany,de zà mou tia anreny hirany milantolanto reny(mpankafy e!)D nandalo tany...
Ben,io zany lé sariko e!Vô vita BAC t@io de very lé CIN juste t@ sciences farany.D ny vendredi n'iny io nakàko sary io,eny...
Ity no lahatsoratra voalohany ao amin'ny blaoginao. Azonao fafaina na ovaina ao amin'ny Toeran'ny mpandrindra ity lahatsoratra andrana...