dailynews

dailynews

Blaogy: dailynews.blaogy
 

Noana dia Mihomehy Avy Eo ( nofy faha-10)

Posted in dailynews.blaogy

Tao anaty restaurant ngeza tokoa izay miendrika fijerena baolina basikety ny tao anatiny. Misy seza avo ho an ny mpanotrona ny ankilany...

Author dailynews, 8 Oktobra 2007 | Hevitra Hametraka hevitra

Mirary Pasaka Sambatra Ho Anao Aho:

Posted in dailynews.blaogy

Raha tsy nitsangana hono Kristy Jesoa dia ho foana ny finoantsika Marina loatra izany. Efa nandray io Atra velona izay...

Author dailynews, 8 Aprily 2007 | Hevitra Hametraka hevitra

Vavaka Ho An Ny Hafa: Amboary Ny Lalan I Jehovah

Posted in dailynews.blaogy

Aza adino fa ny fanahy aloha no zava dehibe vao ny ara nofo. Katsaho aloha ny fanjakan Atra dia hanampy anao ny zavatrra rehetra. Koa...

Author dailynews, 5 Aprily 2007 | Hevitra Hametraka hevitra

Sady Ety no Atsy (Nofy Faha-9)

Posted in dailynews.blaogy

Tsaroako fa nandeha namangy olona tany ampigadrana  teny Antanimora aho t@ izay ary niaraka t@ Liva ilay namako ary lehilahy iray...

Author dailynews, 10 Martsa 2007 | Hevitra Hametraka hevitra

Ny Vavaka

Posted in dailynews.blaogy

Ny vavaka izay mazava ho azy fa resaka hifanaovana @ Atra dia zava dehibe indrindra eo amin ny fianana kristiana satria dia...

Author dailynews, 1 Martsa 2007 | Hevitra Hametraka hevitra

Izao Tontolo Izao

Posted in dailynews.blaogy

                Ary tamin ny voalohany Atra nahary ny lanitra sy ny...

Author dailynews, 20 Janoary 2007 | Hevitra 4 Hevitra

Vonoan' Olona ( nofy faha- 8)

Posted in dailynews.blaogy

Efa hariva ihany ny andro t@ izay. Nitsofoka t@ parking moramora aho fa saika hanajanona  ny tomobilina noentiko. Nony nitsofoka...

Author dailynews, 15 Janoary 2007 | Hevitra Hametraka hevitra

Fantatrao Ve Izy? ( S.M Lockridge)

Posted in dailynews.blaogy

  Ny baiboly dia milaza fa toetra fito no maha Mpanjaka ny mpanjakako… mpanjakan ny jiosy...

Author dailynews, 11 Janoary 2007 | Hevitra Hametraka hevitra

Te Hahazo Valimbavaka Ve Aho? Inona No Tokony Ho Fantatro

Posted in dailynews.blaogy

1)Mila marina eo anatrehan Atra satria tsy ny olona rehetra no valiany vavaka: Fanina ny olona matetika hoe maninona no tsy...

Author dailynews, 8 Janoary 2007 | Hevitra Hametraka hevitra

Fomba Pratika Hahazoana Ny Atao Hoe Finoana

Posted in dailynews.blaogy

Inona no atao hoe finoana? Hebreo 11: 1=> ny finoana no fahatokisana ny @ zavatra antenaina, fanehoana ny zavatra tsy...

Author dailynews, 28 Desambra 2006 | Hevitra Hametraka hevitra

Miverena