Tsy hoe akory rovi-damba aho, ka azonao ambaniana. Tsy hoe akory mafy ady aho ka tsy mba hanankarena indray andro any. Tsy hoe akory be...
Mba nitsangatsangana tany Parisy ho'aho izaho fa dia tena tonga saina mihitsy hoe hay ny an-dry zareo vazaha tsy mba mazava alina...
Efa hoe tsy mamo aho ry ikala alika maty ity a! Consom 3 ve de aha mamo fa vohao ny trano!!! Tsy mamo aho ho'aho! Nifanena t...
Raha tadidinareo dia tamin'ny taona 1972 no teraka ny mouvement ZWAM. Ny ZWAM moa dia fanalavàna ny hoe :...
"Aza mivoaka any ianareo!" hoy rabôfinay.Izahay anefa tena mbola te hivazovazo ery ambonin'ilay tamboho antsoinay hoe...