kitjo

Blaogy: kitjo
 

tanavo miakatra ville

Posted in kitjo

sali sali dol toy ny mahazatra dia rehefa sendra iakatra eto Iarivo i kitjo vao mahita izany internet izany, Toy ny tanavo ...

Author kitjo, 10 Martsa 2009 | Hevitra 7 Hevitra

Mandraisa anjara ho fampandrosoana!

Posted in kitjo

Salama daholo,  Misy solosaina marobe tonga ao @ Ministeran' ny Fampianarana amin' izao, mbola misy ho avy aza. Ny...

Author kitjo, 26 Oktobra 2007 | Hevitra 8 Hevitra

EFOIMAD

Posted in kitjo

Salama daholo indray   Ohatry ny mahzatra moa dia mandalo dia miserana rhefa mba eto Iarivo. Sahira-dava ny tenanay @ asa nefa...

Author kitjo, 2 Oktobra 2007 | Hevitra 6 Hevitra

Mandalo kely indray..

Posted in kitjo

Miarahaba antsika rehetra eto indray e Tanavo miakatra ville kely indray aloha, tonga eto Iarivo! na ny fikitihina ireto bokotra ireto...

Author kitjo, 11 Mey 2007 | Hevitra 8 Hevitra

Namana serasera

Posted in kitjo

Sali aby oo   LAsa kely ny saiko omaly fa izao vao tena "saina tonga" hoe tena nisy fiainana iray tapaka mihitsy kay...

Author kitjo, 24 Febroary 2007 | Hevitra 12 Hevitra

Mbo mitsidika oooo

Posted in kitjo

Mitsirika kely eee   ny orana no mitsitapitapy aty, miezaka iany mande cyber refa mba afaka mitsidika anareo. Hiala kely ny...

Author kitjo, 23 Febroary 2007 | Hevitra 6 Hevitra

Salama oo

Posted in kitjo

kory aby... efa tonga fa misaotra betsaka dol ooooo.... mba manararaotra kely mitsidika e... mangingina aty fa vacance ny ankamaron...

Author kitjo, 21 Febroary 2007 | Hevitra 13 Hevitra

Lasa oo!!

Posted in kitjo

Afaka 30 minitra no hiainga ny trano fa dia veloma vetivety daholo ny mpi-blaogy isany e!!!   any Dago ndray manao zay mety...

Author kitjo, 19 Febroary 2007 | Hevitra 9 Hevitra

Gong xi fa cai

Posted in kitjo

taom-baovao sinoa tokoa moa izao androany sy rahampitso...   Mangina be ny tanana aty satria mihidy daholo, na ny tsy sinoa aza...

Author kitjo, 18 Febroary 2007 | Hevitra 4 Hevitra

Valim- panadinana mampiomehy

Posted in kitjo

Azafady fa @ teny anglisy fa blaogy eto SIngapore manko!   http://justsomegibberish.blogspot.com/2005/11/funny-exam-answers.html

Author kitjo, 18 Febroary 2007 | Hevitra 2 Hevitra

Miverena