" Restore Love " " Restore Love " Do not dwell on heartbreaks of the past,...
aaaaaaahhhhh! Feno sarin'cochon isankarazany sady mena ny ankamaroany. Efa mankaleo rah mena. En plus je n'aime pas trop la couleur...
heureuse annee a tous. Amin'ity volana fevrier ity vao tena fety aty. satria Fevrier no "nouvelle an" aty Chine. T@ 1er...
Aty tsy betsaka Afrikanina, indrindra eto amin`ny "campus" misy ahy. (2 iany) Fa tena sarotra ny miaramonina aminy.(le...
"WUHAN" ao @ province de "WUBEI" no tanana misy ahy ( au centre de chine) Tanana vaventy be nefa oatrany...
Mampihomehy iany fa tsy mahazatra andry 'zareo ny mahita "etranger" ary tene vitsy ny mahay miteny "anglais" na...
Vao tonga t@ ity taona 'ty eto "Chine" aho. (sarotsarotra iany vao...
Ity no lahatsoratra voalohany ao amin'ny blaoginao. Azonao fafaina na ovaina ao amin'ny Toeran'ny mpandrindra ity lahatsoratra andrana...