Efa ho enim-bolana lasa angamba izay aho no nomen’ilay namako ity sary ity : "voan-dàlana sady enti-mody", hoy izy....
Ity hosodoko " Salvamento della testa di San Torpé " (i.e. "fanavotana ny lohan'i Md Torpé") sanganasan'i...
Miezaka ihany aho mampiditra ato anaty blaogy ireto vohitra sy tanàna manan-tantara notsidihanay sao mba...
Efa iray volana lasa ity hetsika ity - tamin'ny 23 ka hatramin'ny 31 oktobra 2021 teo - fa varimbariana dia hadino nizara sy...
Ny 24 aogositra 79 no daty iray tena nanamarika ny tantaran'ny volkano Vesuvio noho ny hamafin'ny fipoahany ka nandrava...
Efa mba nanontany tena ve isika hoe inona ny antony mahatonga ny tavoahangy divay ho 75 santilitatra fa tsy 1 litatra ?...
Tany amin'ny taona 80' tany ho any isika nofaizin'ny bemangovitra ka nahatonga ny aingam-panahin-dr'i ry Nanahary tamin'ilay...
San Pietro in Vincoli no anarana nomena io bazilika io noho ireo rojo vy namatorana an'i Masindahy Piera voatahiry ao :...
Ny " Ruota degli Esposti " amin'ny teny italianina, na " baby hatch " amin'ny teny anglisy, na " Tour d'abandon " amin'ny teny...
​Ho an'izay efa nitsidika ny bazilikan'i Md Piera eto Roma na ireo nahita sary fotsiny ihany koa dia mahalala fa...