tohin'ilay tantara tena marina ity an, de niaraka ry zareo, mety nifankatia angamba satria amindry zareo tsy fantany mazava...
O! sariko vao haingana io a! tena tsy voa reglé reto lay datin' appareil de ohatry ny oe efa ela! nefa sariko vao herin'andro a....!
Itantara tantara iray aho, tena marina ity a! mahareta ary... Mpiara-miasa ireto olona roa tantaraiko anareo, lahy sy vavy izy ireo a!...
Nisaona ny foko androany. Aleo aloha tsy holazaiko anareo fa rehefa misaona fanindroany izy de zaraiko anareo. Fitiavana ve? fiainana...
Ity no lahatsoratra voalohany ao amin'ny blaoginao. Azonao fafaina na ovaina ao amin'ny Toeran'ny mpandrindra ity lahatsoratra andrana...