satriko ho toa anao ny namako rehetra tsotra sady tsara fo sy fanahy ... toetran'olona maro no iriko ho toa ny anao...
boribory anie tany ka tsy maintsy mihaona eto ihany
Tompo aminao, miaraka aminao Ka ny fiainanay mirindra isan'andro F'Izy no mitantana ny fiainanay...
Moa mba azonao an-tsaina Zay fahalemen'ny tenanao Fa ireny no fanoitra... Hamporisika hikatsaka... Ilay Hery ambony...
Tsy afaka haharitra ela ny fifankatiavana raha tsy aseho. Aoka tsy avela hangasihasy noho ny fahabangan'ny fahalemem-panahy...
Tsarovy fa ny fahasambarana dia tsy ho hita raha mirindrin-tena ao anaty.Hararaoty ny fotoana mety rehetra mba handraisana anjara...
Tafatsiry indray ny maintso Teny amoron-dalana teny Rako-pelana ny maintso mavo tena rano iray De nahafinaritra tokoa Ka...
Avy eto anilako de etsy ho sakambiniko ary ho fihiniko, tsy hanalavitra ahy f'andrao nareo mania ka hanahirana ahy......
Fihavanana tsy rava ny anay Fa madio sy mamiratra foana Tsarovy aky e... nindraminay zay hira zay hiarahanay mihira hatrany...
Tian'ny ankizy (eo @'ny 5 -10taona) ny fisakaizana, ary mahalana izy no mahita fahafinaretana samirery. Maniry ny...