RATSIMANDRAVA « Nandroso ny môtô, Nihemotra i 4L Nitifitra i Zimbô Ka maty Ra-Colonel ». Mbola...
I KOTO SY I KETAKA (Adiadin’ny mpifankatia) Avia indry ry Ketaka f’izaho ange be vola ! - Avy taiza indray ?...
I KOTO SY I KETAKA (Tao an-tsekoly) - Haninona ry Koto ianao rehefa lehibe ? Prezidà no ataoko, be vola io ramosé ! - Ary...
ZARAKO AZA IANAO ! Zarako aza ianao miteny mafy ahy, Manindrona fanahy, Tsy mila tambitamby fa mila kisa koa… Kanefa avy eo...
PASKA FAMONJENA ! Hira avy amin’ny fo no atolotro ho anao Izao Paska izao ! Andro famonjena nomen’i Jesoa Tompo, Fitiavany...
Ry volana mirehitra, Mamiratra aok'izany ! Mazava sy manjelatra, Mampiakatra vinany. Rivo-dranomasina Mitsoka miantsinanana, Mifono...
Oay ! Mijery ny endrikao aho dia lasa revirevy, Ô ry Zenevievy ! Sy ireo takolakao bolangina aok’izany Ka te...
Raha mba izaho hono no ho lasa voronkely, Hisioka fifaliana, Hihira sy sondriana, Hikalo ho anao…am-baravarankely,...
Ny irariako ho anao Dia taona vaovao… D’ilay nandrasanao Ho amin’ny fiainanao ! Ho taona...
Lasa ianao r’ingahy Raoul… …Nandao ny fokonolona Ary ‘ndeha hitety indray, Ilay habakabaka...