Dia lany teny amin’ny antenimiera frantsay izany fa hahazo misora-panambadiana koa manomboka izao ny olona mitovy fananahana....
Mandeha ny andro sy ny volana, mivadika ho taona ! Hoy ny Salamo nataon'i Mosesy : "Mampianara anay hanisa ny andronay, hahazoanay fo...
A ndeha hovakiantsika ny bokin’ny Eksodosy 23 : andininy 1-3 « 1 Aza manangan-tsaho...
Faly miarahaba antsika Tratry ny Paska 2009 Jesosy ilay nandresy ny fahafatesana ka nitsangana tamin'ny maty anie mba ho velona...
Hovakiantsika ny II Samoela 12 :13-31 . Ireto avy ny fahamarinana sy toetra tsara alain-tahaka avy amin'ny...
Miarahaba anao tonga mitsidika eto amin’ny Anaran’i Jesosy ! Ity blaogy ity dia natokana handraisana an-tsoratra ny...
Asa. 17:10 “Ary Paoly sy Silasy dia nampandehanin’ ny rahalahy niaraka tamin’ izay nony alina...