Ho manga lalandava ny lanitra manomboka izao Nisinda lasana any ny rahona teo amiko sy ianao Minoa ahy ry Tiako fa resy lahatra aho anio...
MINDRANA : ampiasaina amin'ny fitaovana. Ny zavatra indramina ihany no averina. Ohatra : Mindrana fiara, mindrana boky... ...
Mifidiana ny ho mpihazakazaka Tsy hijanona ho mpitan-jiro Ny mitazana tsy mampatanjaka Mandraisa anjara hahita ny tsiro. Aoka ianao...
Izay zandry keliko izay dia mahery fo Fa tena vehivavy miasa mafy, mahazaka loloha. Izay zandry keliko izay dia matanja-tsaina, Na...
Aza milalao fitia Aza mampijaly ankizy Aza araraotina satria Fantatrao fa tia izy. Tia anao tamin'ny fo Nino anao tamin'ny teny...
Tany Toliary no niseho ny tantara. Efa nahita azy ity tamin'ny gazety ihany angamba ny sasany amintsika. Tamin'ny Sabotsy 08...
Kely loatra ka tsy sahy miandrandra anao akory. Mpanota loatra ka mivalo noho ny vita mampaory Ry Raiko mba iantrao ity zaza adala kely...
Ady hevitra mateti-pitranga izy ity. Indrindra ho an'ny olona izay mipetraka ivelan'ny Madagasikara. Raha ny hevitro dia tokony...
Tsara ny fitia izay nomenao ahy Mamy be satria tsy ananako ahiahy; Ahy manontolo tsy voazarazara Fitiavana bontolo sy mangarahara....
Betsaka ny zavatra tiana ho lazaina. Betsaka ny zavatra tokony ho tenenina. Fa miady mafy amin'ny fotoana isan'andro...