tokinao

Blaogy: Tokinao
 

Ankamantatra vinaninany ;-) ?

Posted in Tokinao

Ankamantatra vinaninany : Nankao amin'ny tranonkalan'ny lemizo.com (jereo etsy ambany ny momba ity site ity, fa aza andramana...

Author tokinao, 17 Jiona 2011 | Hevitra 18 Hevitra

Mbola hiresaka politika tokoa ve?

Posted in Tokinao

Samala daholo, Avy namaky ny lahatsoratr'i Jentilisa aho teo (izay mitondra ny lohateny hoe : Mbola Hiresaka Politika Ihany Ve?...

Author tokinao, 14 Jiona 2011 | Hevitra 3 Hevitra

"Mpino & Darwin" # "Tsy mpino & darwin"

Posted in Tokinao

Salama daholo o! Mba hanoratra indray aho anio. Tsy izany fa izao : nisy lahatsoratry ny namana iray izay tatsy novakiako satria...

Author tokinao, 23 Martsa 2011 | Hevitra 7 Hevitra

Fa ny fitiavana no lehibe indrindra* :)

Posted in Tokinao

Nafoiko ny rehetra, nefa tsy lany Afoiko ny rehetra, ... tsy lany Ary vonona aho ny mbola hamoy ny rehetra.

Author tokinao, 30 Desambra 2009 | Hevitra 17 Hevitra

Madagasikara tena lomorina

Posted in Tokinao

Tsy dia mahita hosoratana ka dia ny lahatsoratra farany no novaina dia averina aseho. Ny fanovana "goavana" dia : tsy...

Author tokinao, 1 Oktobra 2009 | Hevitra 27 Hevitra

Valin-tagy tsy manalagy [efa misy anarana miisa 86]

Posted in Tokinao

[ ->14aprily2009: miisa 86 ny anaran-toerana efa tafiditra ao @ lalao "FANTARO NY TANINAO" ] Tsy ilay tagy akory no...

Author tokinao, 13 Aprily 2009 | Hevitra 18 Hevitra

Zanahary ô tahio ny Tanindrazanay! (Noro-Tokinao)

Posted in Tokinao

31/03/09 : Ho fanohanako ilay lahatsoratr'i randria2009 : izay nilazany (na koa nampahatsiahiviny) ny vono moka...

Author tokinao, 29 Martsa 2009 | Hevitra 23 Hevitra

Война является...

Posted in Tokinao

Eny, nahateny vazaha mihitsy RaToky noho izao zava-miseho eo amin'ny firenena izao. Tsy noforoniko anefa io lohateny io fa...

Author tokinao, 12 Martsa 2009 | Hevitra 34 Hevitra

Rediredy II : fandroahan'omby mahomby

Posted in Tokinao

 Eny, misy fomba mahomby mety ho ilain'ny mpiandry omby ity arosoko anareo ity; koa dia mazotoa mamaky daholo e! Tsoriko eto...

Author tokinao, 3 Martsa 2009 | Hevitra 30 Hevitra

Nofinofy revirevy I : ny zanako :).

Posted in Tokinao

Mba tsy hampiakatrakatra ny tosi-drà amin'ny tsy antony amin'izao zava-manjo ny firenena izao dia tapa-kevitra aho ny...

Author tokinao, 1 Febroary 2009 | Hevitra 49 Hevitra

Miverena