Hein ? 11 taona no nanokafako ity blaogiko ity .... mbola tiako ho hita rehefa ampy 20 taona aza. Asa, manoratra eto aho fa vao avy...
Inty indray tantara mitanisa fiainana fianakaviana be iray mahantra ao Antananarivo. T@ andron'ny fanjanahantany dia nisy zazalahy...
Ohatran'ny mahaliana ahy ilay fanamboarana application ho an'ny androïd. toa efa feno amin'ny internet izao manampy amin'ny...
Manahoana daholo ô, ela tokoa tsy nitsidika teto nefa misy ny zavatra tiana ho tantaraina amin'io an ! Lasa ny saina ry...
Gaigy be fa indray hariva aho tato an-trano, sendra teto anoloan'ny ordinateur, injay fa nisy nitselatra tao aorian'ny...
Elaela tokoa aho no tsy nipoitra teto, na ny mipetraka eto anoloan'ny ordinatera ary tsy dia nahavantana ahy firy tato ho ato....
Ry Ikala Zakilina mahay an'itony koa ahoana no tsy mba ataoko ?
Ho tohin'ny resako etsy ambany dia INTY ilay émission itako tamin'ny tv teto France, "Inventeur de l'année" 2011 ilay...
" Ary nahoana no manahy ny amin'ny fitafiana ianareo ? Diniho tsara ny fanirin'ny voninkazo any an-tsaha : tsy mba...
Nifanojo ve ny eritreritray sy i Hery ? Indreto no "Fampiasa" (izay no itako mety andikana ny teny "application" ho an'ny androïd)...