finoanaranoray

Blaogy: Mitoraka:::BLAO
 

Manohana anao aho...

Posted in Mitoraka:::BLAO

Manohana anao aho... Tandremo sao hodin'akondro...zatra mampiasa sabatra 2 lela ny gasy, ka manahirana ihany indraindray ny mandray...

Author finoanaranoray, 14 Jiona 2016 | Hevitra 1 Hevitra

Dadakely...

Posted in Mitoraka:::BLAO

Mba tia ny zana-badiny ve ireny Dadakely ireny? Misy sipa manja be izay ... efa nanambady imbetsaka izy io, fa mbola manja...

Author finoanaranoray, 25 Desambra 2012 | Hevitra Hametraka hevitra

Adala ve ny tsy mitrosa? (tahaka ny FAT)

Posted in Mitoraka:::BLAO

Tsy haiko aloha ny fahamarinany fa dia miainga amin'izay voalaza aho... Tsy nitrosa mihitsy... Tsy nitrosa mihitsy hono...

Author finoanaranoray, 14 Desambra 2012 | Hevitra Hametraka hevitra

Fanta Diallo

Posted in Mitoraka:::BLAO

Inona hoa no tsy vitan'ny Vola? Rehefa tsy voatataka amin'ny voalohany ny paosy dia tsy maintsy miafara amin'ny fanaovana sonia...

Author finoanaranoray, 11 Desambra 2012 | Hevitra 2 Hevitra

Voankazo mantakisoka...

Posted in Mitoraka:::BLAO

Maninona ary no mahasarika sy mampite-hihinana ireto manga manta...mihantona eny antamponkavoana...sa ve dia noana ny dia lavitra ka...

Author finoanaranoray, 2 Desambra 2012 | Hevitra 4 Hevitra

Volana Fenomanana...miandry Masoandro mibaliaka

Posted in Mitoraka:::BLAO

... Masoandro mibaliaka Volana fenomanana ... Miketriketrika Minaonaona Rehefa tafiditra amin'ny tantara hono ny...

Author finoanaranoray, 13 Novambra 2012 | Hevitra Hametraka hevitra

NofiNofy

Posted in Mitoraka:::BLAO

Omeko anao mba hanjakanao ny habakabaka Ny kintana azoko hakana hataonao firavaka Na ny masoandro aza sakanako tsy hatory Mba hanome...

Author finoanaranoray, 18 Oktobra 2012 | Hevitra 1 Hevitra

zanan-dambo sy foza orana...

Posted in Mitoraka:::BLAO

La politique c’est comme le sexe parait-il, une fois qu’on y a gouté, on en redemande   Rehefa mba...

Author finoanaranoray, 29 Aogositra 2012 | Hevitra Hametraka hevitra

rehefa...

Posted in Mitoraka:::BLAO

Ho anay Mivady:   http://www.productionmyarts.com/blog/vieux-couple Rehefa manomboka miteny hoe "ny anao koa izany...

Author finoanaranoray, 14 Aogositra 2012 | Hevitra 1 Hevitra

Tadidiko ny nanaovako azy voalohany…

Posted in Mitoraka:::BLAO

18 taona aho tamin’izay… (te-hamerina an'ity expériences ity aho fa indrisy tsy mety ry zareo fa amin'ny...

Author finoanaranoray, 2 Aogositra 2012 | Hevitra 5 Hevitra

Miverena