alaina

Blaogy: NY SOA SA NY TSARA?
 

NY RAZANA

Posted in NY SOA SA NY TSARA?

Manana ny heviny manokana ho antsika ny teny hoe Razana. Ny maty rehetra dia antsoina hoe razana avokoa, ka tsy io hevitra ankapobeny io...

Author alaina, 18 Oktobra 2008 | Hevitra 8 Hevitra

FAMADIHANA

Posted in NY SOA SA NY TSARA?

Isan'ny fomba hiavahan'ny Malagasy ny fanaovana Famadihana amin'ny faritra maro. Misy karazany maro ireo fiomanana...

Author alaina, 17 Oktobra 2008 | Hevitra 6 Hevitra

FANABEAZANA

Posted in NY SOA SA NY TSARA?

Zava-dehibe ny asa fanabeazana ary samy manana ny fomba entiny manatanteraka an'izany na ny tsirairay, na ny vondrona iray (foko,...

Author alaina, 13 Jiona 2008 | Hevitra 4 Hevitra

Aiza ihany?

Posted in NY SOA SA NY TSARA?

Raha fintinina ireo hevitra napetrak'ireo izay tonga namangy teto dia samy mametraka an'io fanontaniana io avokoa. Tsy hoe ny...

Author alaina, 12 Jiona 2008 | Hevitra 3 Hevitra

Tranon-dandy ka ao anatiny vao manatevina

Posted in NY SOA SA NY TSARA?

Tsy misy zavatra vita tanteraka indray mandeha izany, ka tsy maika ny hanoratra lahatsoratra satria ny diavolan-ko lava ary ny lalao...

Author alaina, 9 Jiona 2008 | Hevitra 5 Hevitra

Tonga soa!

Posted in NY SOA SA NY TSARA?

"Ity no lahatsoratra voalohany ao amin'ny blaoginao. Azonao fafaina na ovaina ao amin'ny Toeran'ny mpandrindra ity...

Author alaina, 8 Jiona 2008 | Hevitra Hametraka hevitra

Miverena